Tafasiry #001: Tongasoa @WordPressMG
Details
'Ndao ary hihaona kely e ! An-jotra (en ligne) aloha amin'ity voalohany ity
Hitafatafa mahakasika ity Communauté WordPress ity isika dia afaka hamaly ny fanontaniana rehetra manitikitika amin'io fotoana io : inona ity ? inona no atao ato ? Iza avy no afaka miditra ? Iza no antonina raha manana soso-kevitra na ketrika tiana ho tanterahina ?