Introduction à Wordpress Bedrock + Visite d'entreprise
Details
Hiavaka kely ny Meetup antsika amin'ity fiandohan'ny taona ity satria sady hisy fifampizarana toy ny mahazatra, no hisy fitsidihana orinasa mpisehatra manokana momba ny Wordpress sy ny developpement informatique.
Afaka sady mitondra CV avy hatrany araka izany ho an'izay maniry hiara-hiara amin'ny MyAgency, izay mpampiantrano antsika amin'io.
VOAFETRA NY TOERANA




